Aza de masika kosa ry Hery a!

Nampidirin'i manana19 | 6 Jio, 2007

 

Bejour Hery !

Tena taitra be zay amin'ity hoe zay blaogy tsy mavitrika zany de lasa voafafa hoy ny mpandrindra . Misy marian be aloha zany e . saingy i Hery aza ao @ le hoe tonga soa eto Afrika manao hoe "arakaraka ny fahafahako" . Ka io tsy fisian'ny fotoana io anie no tena an ry Hery . Zay zao manana lahatsoratra betsaka mihitsy fa mbola mila fandrindrana tsara anie vao mba aroso fa tsy atao zara raha lahatsoratra fialana sivana toy itony fotsiny e...Kôpy ianao ô .

Merci namorona ny serasera.org e

Ho avy tsy ho ela ny tena lahats....