: Tena Adizaozy iny volana iny ka …..

Nampidirin'i manana19 | 17 Jio, 2006

 

 

Ririnina mamirifiry taminizay  . Nihetsi-jaza ny renin’i Manana . Nentina nihezaka namonjy ny toeram-piterahana tany an-drenivohitra tany 

 (tohiny)

Concept de Ray amand-Reny

Nampidirin'i manana19 | 12 Jio, 2006

 

Conférence nataon’i Manana tamin’ny Février 2003 . Rehefa vita ny conférence dia vitsy no nametraka fanontaniana fa toa nifampijerijery sy gagagaga  fotsiny ny maro . Mazava be ve ny resaka ka tsy nisy nanontaniana intsony sa tena tsy nisy nahazo ka tsy nisy azo anontaniana ?


 (tohiny)

Fa nahoana no nosokafana ity blaogy ity ?

Nampidirin'i manana19 | 9 Jio, 2006

52 taona aho izao manokatra ity blaogy ity izao . Manana no anarako ! Toa anarana maneso satria anisan’ny olona mahantra ny tenako raha ny zavatra misy manodidina sy ny fiainan’ny mpiaramonina ary ny fahafahamividin’ny tena no jerena . Toa anarana mifanentana amin’ny misy koa anefa

 

 (tohiny)

Tonga soa manana19!

Nampidirin'i manana19 | 6 Jio, 2006
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.