: Tena Adizaozy iny volana iny ka …..
Nampidirin'i manana19 | 17 Jio, 2006
Ririnina mamirifiry taminizay . Nihetsi-jaza ny renin’i Manana . Nentina nihezaka namonjy ny toeram-piterahana tany an-drenivohitra tany
Ririnina mamirifiry taminizay . Nihetsi-jaza ny renin’i Manana . Nentina nihezaka namonjy ny toeram-piterahana tany an-drenivohitra tany
Conférence nataon’i Manana tamin’ny Février 2003 . Rehefa vita ny conférence dia vitsy no nametraka fanontaniana fa toa nifampijerijery sy gagagaga fotsiny ny maro . Mazava be ve ny resaka ka tsy nisy nanontaniana intsony sa tena tsy nisy nahazo ka tsy nisy azo anontaniana ?
52 taona aho izao manokatra ity blaogy ity izao . Manana no anarako ! Toa anarana maneso satria anisan’ny olona mahantra ny tenako raha ny zavatra misy manodidina sy ny fiainan’ny mpiaramonina ary ny fahafahamividin’ny tena no jerena . Toa anarana mifanentana amin’ny misy koa anefa
(tohiny)